plt_tq/num/29/01.md

4 lines
344 B
Markdown

# Nahoana ny vahoakan'Israely no nanao fivoriana masina tamin'ny andro voalohan'ny volana; inona no tsy nataon'izy ireo ary inona no nataon'izy ireo tamin'izany andro izany?
Tamin'ny andro voalohan'ny volana dia nanao fivoriana masina hankalazana an'i Yaveh ny vahoakan'Israely; tsy nanao ny raharaha mahazatra izy ireo ary nitsoka trompetra.