# Nahoana ny vahoakan'Israely no nanao fivoriana masina tamin'ny andro voalohan'ny volana; inona no tsy nataon'izy ireo ary inona no nataon'izy ireo tamin'izany andro izany? Tamin'ny andro voalohan'ny volana dia nanao fivoriana masina hankalazana an'i Yaveh ny vahoakan'Israely; tsy nanao ny raharaha mahazatra izy ireo ary nitsoka trompetra.