plt_tq/num/22/01.md

4 lines
241 B
Markdown

# Tanàna inona no akaikin'ny toerana izay nitobian'ny vahoakan'Israely tao amin'ireo lemak'i Moaba teny ampitan'ny Reniranon'i Jordana?
Ny tanànan'i Jeriko no teny ampitan'ny Reniranon'i Jordana akaikin'ny toerana izay nitobian'izy ireo.