# Tanàna inona no akaikin'ny toerana izay nitobian'ny vahoakan'Israely tao amin'ireo lemak'i Moaba teny ampitan'ny Reniranon'i Jordana? Ny tanànan'i Jeriko no teny ampitan'ny Reniranon'i Jordana akaikin'ny toerana izay nitobian'izy ireo.