plt_tq/num/14/36.md

8 lines
325 B
Markdown

# Inona no nanjo ireo lehilahy izay nandeha nijery ny tany?
Ireo lehilahy izay nirahin'i Mosesy mba hijery ny tany dia matin'ny areti-mandringan'i Yaveh avokoa.
# Iza no sisa velona tamin'ireo lehilahy izay nandeha nijery ny tany?
Tamin'ireo lehilahy izay nandeha nijery ny tany, dia Josoa sy Kaleba ihany no sisa velona.