# Inona no nanjo ireo lehilahy izay nandeha nijery ny tany? Ireo lehilahy izay nirahin'i Mosesy mba hijery ny tany dia matin'ny areti-mandringan'i Yaveh avokoa. # Iza no sisa velona tamin'ireo lehilahy izay nandeha nijery ny tany? Tamin'ireo lehilahy izay nandeha nijery ny tany, dia Josoa sy Kaleba ihany no sisa velona.