plt_tq/num/12/13.md

8 lines
459 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Yaveh fa sazy ara-dalàna raha mandrora ny tavan'ny zanany vavy ny ray?
Nilaza Yaveh fa raha mandrora ny tavany ny rainy, dia ho afa-baraka mandritra ny fito andro izy.
# Taiza no tsy maintsy nijanonan'i Miriama nandritra ny 7 andro ary inona no tsy nataon'ny vahoaka mandra-piverin'i Miriama tao an-toby?
Nohidina tany ivelan'ny toby nandritra ny fito andro i Miriama ary tsy nandeha mandra-piverin'i Miriama tao an-toby ny vahoaka.