# Inona no nolazain'i Yaveh fa sazy ara-dalàna raha mandrora ny tavan'ny zanany vavy ny ray? Nilaza Yaveh fa raha mandrora ny tavany ny rainy, dia ho afa-baraka mandritra ny fito andro izy. # Taiza no tsy maintsy nijanonan'i Miriama nandritra ny 7 andro ary inona no tsy nataon'ny vahoaka mandra-piverin'i Miriama tao an-toby? Nohidina tany ivelan'ny toby nandritra ny fito andro i Miriama ary tsy nandeha mandra-piverin'i Miriama tao an-toby ny vahoaka.