plt_tq/num/10/21.md

8 lines
249 B
Markdown

# Iza no nilanja ny fitaovana masina tao amin'ny fitoerana masina?
Ireo Kehatita no nilanja ny fitaovana masina.
# Teo ambanin'ny fanevan'iza ireo tafika manaraka no niainga?
Ireo tafika teo ambanin'ny fanevan'i Efraima no manaraka izay niainga.