# Iza no nilanja ny fitaovana masina tao amin'ny fitoerana masina? Ireo Kehatita no nilanja ny fitaovana masina. # Teo ambanin'ny fanevan'iza ireo tafika manaraka no niainga? Ireo tafika teo ambanin'ny fanevan'i Efraima no manaraka izay niainga.