plt_tq/num/09/01.md

12 lines
484 B
Markdown

# Iza no niresaka tamin'i Mosesy tao an'efitr'i Sinay?
Niresaka tamin'i Mosesy tao an'efitr'i Sinay Yaveh.
# Oviana no niresaka tamin'i Mosesy Yaveh?
Niresaka tamin'i Mosesy tamin'ny volana voalohany tamin'ny taona faharoa taorian'ny nivoahan'izy ireo ny tany Egypta Yaveh.
# Isaky ny inona no nitandreman'ny vahoakan'Israely ny Paska raha mbola tany an'efitr'i Sinay izy ireo?
Nitandrina ny Paska tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana voalohany isan-taona izy ireo.