# Iza no niresaka tamin'i Mosesy tao an'efitr'i Sinay? Niresaka tamin'i Mosesy tao an'efitr'i Sinay Yaveh. # Oviana no niresaka tamin'i Mosesy Yaveh? Niresaka tamin'i Mosesy tamin'ny volana voalohany tamin'ny taona faharoa taorian'ny nivoahan'izy ireo ny tany Egypta Yaveh. # Isaky ny inona no nitandreman'ny vahoakan'Israely ny Paska raha mbola tany an'efitr'i Sinay izy ireo? Nitandrina ny Paska tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana voalohany isan-taona izy ireo.