plt_tq/num/08/07.md

8 lines
340 B
Markdown

# Nataon'i Mosesy inona ireo Levita mba hanadiovana azy ireo?
Namafy ny ranon'ny fanavotana teo amin'izy ireo, nanaratra ny vatany manontolo, ary nanasa ny fitafian'izy ireo i Mosesy.
# Inona no fanatitra izay nentin'ireo Levita?
Nitondra vantotr'ombilahy sy fanatitra hohanina miaraka amin'ny koba tsara toto miharo menaka ireo Levita.