# Nataon'i Mosesy inona ireo Levita mba hanadiovana azy ireo? Namafy ny ranon'ny fanavotana teo amin'izy ireo, nanaratra ny vatany manontolo, ary nanasa ny fitafian'izy ireo i Mosesy. # Inona no fanatitra izay nentin'ireo Levita? Nitondra vantotr'ombilahy sy fanatitra hohanina miaraka amin'ny koba tsara toto miharo menaka ireo Levita.