plt_tq/num/07/06.md

8 lines
280 B
Markdown

# Inona no azon'i Gersona sy ireo taranany noho izay nilain'ny asan'izy ireo?
Nahazo sarety roa sy omby efatra i Gersona sy ireo taranany.
# Inona no azon'i Merary sy ireo taranany noho izay nilain'ny asan'izy ireo?
Nahazo sarety efatra sy omby valo i Merary sy ireo taranany.