# Inona no azon'i Gersona sy ireo taranany noho izay nilain'ny asan'izy ireo? Nahazo sarety roa sy omby efatra i Gersona sy ireo taranany. # Inona no azon'i Merary sy ireo taranany noho izay nilain'ny asan'izy ireo? Nahazo sarety efatra sy omby valo i Merary sy ireo taranany.