plt_tq/num/06/06.md

8 lines
355 B
Markdown

# Mandritra ny andron'ny fitokanany ho an'i Yaveh dia inona no tsy azo anatonanan'ny olona izay nanao voadin'ny Nazirita?
Ny olona izay nanao voadin'ny Nazirita dia tsy azo manakaiky faty.
# Voatokana ho an'iza izy mandritra ny andro izay hitokanany sy maha-masina azy?
Mandritra ny andron'ny fitokanany ka masina izy, dia voatokana ho an'i Yaveh izy.