# Mandritra ny andron'ny fitokanany ho an'i Yaveh dia inona no tsy azo anatonanan'ny olona izay nanao voadin'ny Nazirita? Ny olona izay nanao voadin'ny Nazirita dia tsy azo manakaiky faty. # Voatokana ho an'iza izy mandritra ny andro izay hitokanany sy maha-masina azy? Mandritra ny andron'ny fitokanany ka masina izy, dia voatokana ho an'i Yaveh izy.