forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
451 B
Markdown
8 lines
451 B
Markdown
# Iza no nanasaraka ny tenany ho an'i Yaveh tamin'ny voadin'ny Nazirita?
|
|
|
|
Ny lehilahy na vehivavy izay nanao voadin'ny Nazirita no anasaraka ny tenany ho an'i Yaveh.
|
|
|
|
# Inona no nataon'ny olona izay nanao voadin'ny Nazirita mba tsy hihinana mandritra ny andron'ny fitokanany ho an'i Yaveh?
|
|
|
|
Tsy nihinana divay, zava-pisotro mahery, vinaingitra, ranom-boaloboka, voaloboka, ary voaloboka maina izy—dia ny zavatra rehetra izay nisy divay tao anatiny.
|