# Iza no nanasaraka ny tenany ho an'i Yaveh tamin'ny voadin'ny Nazirita? Ny lehilahy na vehivavy izay nanao voadin'ny Nazirita no anasaraka ny tenany ho an'i Yaveh. # Inona no nataon'ny olona izay nanao voadin'ny Nazirita mba tsy hihinana mandritra ny andron'ny fitokanany ho an'i Yaveh? Tsy nihinana divay, zava-pisotro mahery, vinaingitra, ranom-boaloboka, voaloboka, ary voaloboka maina izy—dia ny zavatra rehetra izay nisy divay tao anatiny.