plt_tq/num/03/38.md

12 lines
501 B
Markdown

# Inona no ataon'i Mosesy sy Arona ary ireo zanaka lahy izay nitoby teo atsinanan'ny tabernakely?
Tsy maintsy hanao ireo adidy ao amin'ny fitoerana masina sy ireo adidin'ny vahoakan'Israely izy ireo.
# Inona no tsy maintsy hahazo ny olon-kafa izay nanatona ny fitoerana masina?
Ny olon-kafa izay nanatona ny fitoerana masina dia tsy maintsy novonoina.
# Iza no nisain'i Mosesy sy Arona?
Nanisa ny lahy rehetra tao amin'ny fianakaviam-ben'i Levy izay iray volana no ho mihoatra i Mosesy sy Arona.