# Inona no ataon'i Mosesy sy Arona ary ireo zanaka lahy izay nitoby teo atsinanan'ny tabernakely? Tsy maintsy hanao ireo adidy ao amin'ny fitoerana masina sy ireo adidin'ny vahoakan'Israely izy ireo. # Inona no tsy maintsy hahazo ny olon-kafa izay nanatona ny fitoerana masina? Ny olon-kafa izay nanatona ny fitoerana masina dia tsy maintsy novonoina. # Iza no nisain'i Mosesy sy Arona? Nanisa ny lahy rehetra tao amin'ny fianakaviam-ben'i Levy izay iray volana no ho mihoatra i Mosesy sy Arona.