plt_tq/num/01/53.md

8 lines
274 B
Markdown

# Taiza no nananganan'ireo Levita ny lain'izy ireo?
Tsy maintsy nanangana ny lainy manodidina ny tabernakelin'ny didim-panekena izy ireo
# Nanao izay nandidian'i Yaveh ve ny vahoaka?
Eny, nanao ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy izy ireo.