# Taiza no nananganan'ireo Levita ny lain'izy ireo? Tsy maintsy nanangana ny lainy manodidina ny tabernakelin'ny didim-panekena izy ireo # Nanao izay nandidian'i Yaveh ve ny vahoaka? Eny, nanao ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy izy ireo.