plt_tq/neh/09/20.md

4 lines
280 B
Markdown

# Ahoana no nilazan'ny olona ny fomba namatsian'Andriamanitra ny razan'izy ireo nandritra ny efapolo taona tany an'efitra?
Nomen'i Yaveh mba hampianatra azy ireo ny Fanahiny, miaraka amin'ny rano sy sakafo; dia tsy mba tonta ny ankanjon'izy ireo, ary ny tongony tsy mba nivonto.