# Ahoana no nilazan'ny olona ny fomba namatsian'Andriamanitra ny razan'izy ireo nandritra ny efapolo taona tany an'efitra? Nomen'i Yaveh mba hampianatra azy ireo ny Fanahiny, miaraka amin'ny rano sy sakafo; dia tsy mba tonta ny ankanjon'izy ireo, ary ny tongony tsy mba nivonto.