plt_tq/neh/07/01.md

8 lines
380 B
Markdown

# Oviana no nomen'i Nehemia ho an'i Hanany rahalahiny ny fitantanana an'i Jerosalema?
Taorian'ny namitany ny manda, nametrahany ny varavarana, ary nanendreny mpiandry vavahady, mpihira, ary Levita no nanomezany ny fitantanana.
# Nahoana i Nehemia no nanendry an'i Hanany?
Nanao izany i Nehemia satria lehilahy mahatoky i Hanany ary natahotra an'Andriamanitra mihoatra ny maro.