# Oviana no nomen'i Nehemia ho an'i Hanany rahalahiny ny fitantanana an'i Jerosalema? Taorian'ny namitany ny manda, nametrahany ny varavarana, ary nanendreny mpiandry vavahady, mpihira, ary Levita no nanomezany ny fitantanana. # Nahoana i Nehemia no nanendry an'i Hanany? Nanao izany i Nehemia satria lehilahy mahatoky i Hanany ary natahotra an'Andriamanitra mihoatra ny maro.