forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
345 B
Markdown
8 lines
345 B
Markdown
# Inona no nitranga raha nankany an-tempoly i Nehemia?
|
|
|
|
Ho nanota izy, ary avy eo dia ho nomen'i Tobia sy Sanbala laza ratsy mba hanalana baraka azy i Nehemia.
|
|
|
|
# Inona no nivavahan'i Nehemia fanindroany?
|
|
|
|
Nivavaka izy mba hahatsiarovan'Andriamanitra an'i Tobia, ilay mpaminany vavy Noadia, ary ireo mpaminany sisa izay nitady hampatahotra azy.
|