# Inona no nitranga raha nankany an-tempoly i Nehemia? Ho nanota izy, ary avy eo dia ho nomen'i Tobia sy Sanbala laza ratsy mba hanalana baraka azy i Nehemia. # Inona no nivavahan'i Nehemia fanindroany? Nivavaka izy mba hahatsiarovan'Andriamanitra an'i Tobia, ilay mpaminany vavy Noadia, ary ireo mpaminany sisa izay nitady hampatahotra azy.