plt_tq/neh/04/19.md

4 lines
262 B
Markdown

# Nahoana i Nehemia no niteny tamin'ny olona fa tsy maintsy mihazakazaka eny amin'ny toerana izay nandrenesany ny feon-trompetra izy ireo ary mivory eo?
Nilaza izany tamin'ny olona i Nehemia satria nisaratsaraka izy ireo teo ambonin'ny manda, mifanalavitra be.