# Nahoana i Nehemia no niteny tamin'ny olona fa tsy maintsy mihazakazaka eny amin'ny toerana izay nandrenesany ny feon-trompetra izy ireo ary mivory eo? Nilaza izany tamin'ny olona i Nehemia satria nisaratsaraka izy ireo teo ambonin'ny manda, mifanalavitra be.