plt_tq/neh/02/04.md

8 lines
309 B
Markdown

# Inona no nataon'i Nehemia rehefa nanontany izay tiany hatao aminy ny mpanjaka?
Nivavaka tamin'ny Andriamanitry ny lanitra i Nehemia.
# Inona no tian'i Nehemia mba hanomezan'ny mpanjaka alalana azy ho ataony?
Te hahazo alalana avy amin'ny mpanjaka mba hankany Joda hamerina hanorina ny tanàna i Nehemia.