# Inona no nataon'i Nehemia rehefa nanontany izay tiany hatao aminy ny mpanjaka? Nivavaka tamin'ny Andriamanitry ny lanitra i Nehemia. # Inona no tian'i Nehemia mba hanomezan'ny mpanjaka alalana azy ho ataony? Te hahazo alalana avy amin'ny mpanjaka mba hankany Joda hamerina hanorina ny tanĂ na i Nehemia.