plt_tq/mrk/15/33.md

8 lines
259 B
Markdown

# Inona no niseho tamin'ny ora faha-enina?
Tamin'ny ora faha-enina, dia tonga teo amin'ny tany rehetra ny haizina.
# Inona no nihikan'i Jesosy tamin'ny ora fahasivy?
Nihiaka i Jesosy hoe: "Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana Ianao no nahafoy Ahy?"