# Inona no niseho tamin'ny ora faha-enina? Tamin'ny ora faha-enina, dia tonga teo amin'ny tany rehetra ny haizina. # Inona no nihikan'i Jesosy tamin'ny ora fahasivy? Nihiaka i Jesosy hoe: "Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana Ianao no nahafoy Ahy?"