plt_tq/mrk/15/22.md

8 lines
269 B
Markdown

# Inona no anran'ilay toerana izay nitondran'ny miaramila an'i Jesosy hanomboana azy?
Gologota no anaran'ilay toerana, izay midika hoe toeran'ny karandoha.
# Inona no nataon'ireo miaramila ny akanjon'i Jesosy?
Nataon'ireo miaramila ankitsapaka ny fitafian'i Jesosy.