# Inona no anran'ilay toerana izay nitondran'ny miaramila an'i Jesosy hanomboana azy? Gologota no anaran'ilay toerana, izay midika hoe toeran'ny karandoha. # Inona no nataon'ireo miaramila ny akanjon'i Jesosy? Nataon'ireo miaramila ankitsapaka ny fitafian'i Jesosy.