plt_tq/mrk/14/20.md

8 lines
298 B
Markdown

# Iza ilay mpianatra nolazain'i Jesosy hamadika azy?
Nilaza i Jesosy fa ilay mpianatra manatsoboka ny mofo anaty lovia miaraka aminy no hamadika azy.
# Inona no nolazain'i Jesosy momban'ny anjaran'ny mpianatra izay mamadika azy?
Nilaza i Jesosy fa tsara ho azy kokoa raha tsy mbola teraka izy.