# Iza ilay mpianatra nolazain'i Jesosy hamadika azy? Nilaza i Jesosy fa ilay mpianatra manatsoboka ny mofo anaty lovia miaraka aminy no hamadika azy. # Inona no nolazain'i Jesosy momban'ny anjaran'ny mpianatra izay mamadika azy? Nilaza i Jesosy fa tsara ho azy kokoa raha tsy mbola teraka izy.