plt_tq/mrk/07/02.md

8 lines
428 B
Markdown

# Inona no nataon'ireo mpanompon'i Jesosy sasantsany ka nanafintohina ireo Fariseo sy ireo mpanora-dalàna?
Nihinana tamin'ny tanana maloto ireo mpanompo sasantsasany.
# Fomban'iza ny fanasana tanana , ny kapoaka, ny famarana, sy ny fanaka varahina , ary ny fandriana alohan'ny hihinanana?
Fomban'ireo loholona izany fanasana ny tanana, ny kapoaka, ny famarana, sy ny fanaka varahina , ary ny fandriana alohan'ny hihinanana.