# Inona no nataon'ireo mpanompon'i Jesosy sasantsany ka nanafintohina ireo Fariseo sy ireo mpanora-dalàna? Nihinana tamin'ny tanana maloto ireo mpanompo sasantsasany. # Fomban'iza ny fanasana tanana , ny kapoaka, ny famarana, sy ny fanaka varahina , ary ny fandriana alohan'ny hihinanana? Fomban'ireo loholona izany fanasana ny tanana, ny kapoaka, ny famarana, sy ny fanaka varahina , ary ny fandriana alohan'ny hihinanana.