# Inona no nataon'i Jodasy Iskariota rehefa nahita fa voaheloka Jesosy.
Nibebaka nohon'ny famadihany rà marina Jodasy, namerina ireo volafotsy, nandeha nivoaka, ary nananton-tena.