# Inona no nataon'i Jodasy Iskariota rehefa nahita fa voaheloka Jesosy. Nibebaka nohon'ny famadihany rĂ  marina Jodasy, namerina ireo volafotsy, nandeha nivoaka, ary nananton-tena.