plt_tq/mat/26/39.md

8 lines
281 B
Markdown

# Inona no fangatahana nataon'i Jesosy tamin'ny Rainy tao amin'ny vavaka nataony?
Nangataka ny hanesorana aminy io kapoaka io Jesosy, raha azo atao?
# Inona no nataon'ireo mpianatra rehefa niverina avy nivavaka Jesosy?
Natory ireo mpianatra rehefa niverina avy nivavaka Jesosy.