# Inona no fangatahana nataon'i Jesosy tamin'ny Rainy tao amin'ny vavaka nataony? Nangataka ny hanesorana aminy io kapoaka io Jesosy, raha azo atao? # Inona no nataon'ireo mpianatra rehefa niverina avy nivavaka Jesosy? Natory ireo mpianatra rehefa niverina avy nivavaka Jesosy.