plt_tq/mat/26/23.md

8 lines
302 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Jesosy momban'ny ho avin'ilay iray izay hamadika Azy?
Nambaran'i Jesosy fa tsara ho an'izany lehilahy hamadika Azy izany raha tsy mba teraka izy.
# Ahoana no navalin'i Jesosy rehefa nanontany taminy Jodasy raha izy ilay iray izay hamadika Azy?
Namaly Jesosy hoe: "Voalazanao."