# Inona no nolazain'i Jesosy momban'ny ho avin'ilay iray izay hamadika Azy? Nambaran'i Jesosy fa tsara ho an'izany lehilahy hamadika Azy izany raha tsy mba teraka izy. # Ahoana no navalin'i Jesosy rehefa nanontany taminy Jodasy raha izy ilay iray izay hamadika Azy? Namaly Jesosy hoe: "Voalazanao."