plt_tq/mat/26/03.md

8 lines
348 B
Markdown

# Inona no nokonokononin'ireo lohan'ny mpisorona sy ny loholona tao amin'ny lapan'ny lohan'ny mpisorona?
Nikonokonona ny hisambotra an'i Jesosy moramora izy ireo ary hamono Azy.
# Inona no natahoran'ireo lohan'ny mpisorona sy ny loholona?
Natahotra izy ireo fa mety hikomy ny vahoaka raha mamono an'i Jesosy mandritra ny firavoravoana izy ireo.