# Inona no nokonokononin'ireo lohan'ny mpisorona sy ny loholona tao amin'ny lapan'ny lohan'ny mpisorona? Nikonokonona ny hisambotra an'i Jesosy moramora izy ireo ary hamono Azy. # Inona no natahoran'ireo lohan'ny mpisorona sy ny loholona? Natahotra izy ireo fa mety hikomy ny vahoaka raha mamono an'i Jesosy mandritra ny firavoravoana izy ireo.